marcqmadagascar

L’association Marcq Madagascar est née en 1995 d’une rencontre et d’une amitié avec une religieuse malgache étudiante à Lille, sœur Jeanne Marie Ralimanana. Son action s’inscrit alors dans le projet de développement que la communauté religieuse salésienne de Sœur Jeanne Marie anime sur un vaste domaine de 88 ha au nord de Madagascar, près du lac Alaoutra : BEFOZA.

Archives Nationales

Ny Arisivam-Pirenena :  dia rantsana iray eo amin’ny firenena mitahiry ny arisiva rehetra izay mandrafitra ny tantaram-pirenena. Efa voarafitra sy voalamina ireo arisiva ireo mba ho azon’ny rehetra kirakiraina sy ampiasaina araka izay mahamety azy. Ny Arisivam-Pirenena ihany koa dia manome fahafahana ny olona hampitombo fahalalana amin’ny alalan’ireo karazana boky, gazety, gazetim-panjakana, raki-tsary sy sarintany samihafa. Misy efitrano efa voatokana hanaovana fikarohana ao amin’ny Arisivam-Pirenena izay misokatra mandritry ny andro fiasana manomboka amin’ny 08 ora maraina hatramin’ny 03:45 hariva. Ankoatr’izany dia mikarakara fampianarana sy fiofanana araka ny fangatahana voarainy ny Foiben’ny Arisivam-Pirenena. Natao izany mba ho fiaraha-miasa amin’ireo mpikirakira arisiva rehetra. Mandray anao an-tanan-droa ny Arisivam-Pirenena raha mahaliana anao izany.  Hitanao ao amin’ny pejin’ny fifandraisana ny fomba hahafahanao mifandray aminay.

Partenaire 3

Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipiscing elit. Quisque eu aliquam tellus. Nulla luctus ligula non ipsum eleifend, viverra ultrices ligula ultrices.

Partenaire 4

Phasellus porttitor vehicula gravida. Vivamus vel leo sed leo dictum porta vitae eu massa. Pellentesque viverra felis mi, ac tincidunt ex rhoncus nec. Donec ultricies, libero finibus pulvinar facilisis,